|
|
|
|

Entry1  renivintana
Elementary words  2  reny, vintana
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Time
5  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  6  Anarana omena ireo vintana efatra lehibe sady mahery, dia ny Alahamady, Asorotany, Adimizana ary Adijady. Ireo renivintana ireo, amin' ny fanandroana izay anisana ny andro amin' ny iray volana, dia mitondra andro telo avy: vavany, vontony ary vodiny; oh. Vava alahamady, vonton' alahamady, vody alahamady [1.1]

Updated on 2023/06/11