|
|
|
|

Entry1  renivintana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana omena ireo vintana efatra lehibe sady mahery, dia ny Alahamady, Asorotany, Adimizana ary Adijady. Ireo renivintana ireo, amin' ny fanandroana izay anisana ny andro amin' ny iray volana, dia mitondra andro telo avy: vavany, vontony ary vodiny; oh. Vava alahamady, vonton' alahamady, vody alahamady
Vocabulary  4  Time
5  Religions, Beliefs
Elementary words  6  reny, vintana

Updated on 2024/12/07