|
|
|
|

Entry1  renivohitra
Elementary words  2  reny, vohitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tanàn-dehibe misy foiben' ny fitondrampanjakana amin' ny tany iray: Antananarivo no renivohitr' i Madagasikara
Explanations in English  5  [1.7] the capital or principal town or city
Explanations in French  6  [1.8] ville capitale ou principale
Examples  7  Tambanivohitra, lavitra ny renivohitra tahaka anao, aho! [2.270#]
8  Ambatanisandra ao afovoany, Ambohitrandrazana no renivohitra. [2.508#]
Vocabulary  9  Geography: (in general)
10  Politique

Updated on 2024/12/07