Entry | 1 renivohitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] TanĂ n-dehibe misy foiben' ny fitondrampanjakana amin' ny tany iray: Antananarivo no renivohitr' i Madagasikara |
Explanations in English |
4 [1.7] the capital or principal town or city |
Explanations in French |
5 [1.8] ville capitale ou principale |
Examples |
6 [2.270#] Tambanivohitra, lavitra ny renivohitra tahaka anao, aho! 7 [2.508#] Ambatanisandra ao afovoany, Ambohitrandrazana no renivohitra. |
Vocabulary |
8 Geography: (in general) 9 Politique |
Elementary words | 10 reny, vohitra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |