Entry | 1 rerarera |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fiakanjo tsizarizary, miroradroraka; refarefa (enti-milaza ny elatry ny vorona na ny fitafiana mila tsy ho zaka); fitavozavozana sady mitaredretra. [1.1] |
Explanations in English |
4 a word for rebaREba [1.2#513] |
Explanations in French |
5 relâché, se dit des habits, des ailes qui pendent; qui est débraillé dans son habillement 6 figuré: flasque, sans énergie, lambin [1.3] |
Derivatives |
|
Updated on 2022/11/23 |