|
|
|
|

Entry1  roalahy
Part of speech  2  noun
Examples  3  Koa dia naongan'ny voninahiny izy roalahy, noho ny fahadisoany. [2.59]
4  Nitokelaka izahay roalahy, namonjy alokaloka fa nitanika ny andro. [2.5]
5  Mandinika ny vilona nohaniny izy roalahy niasa tontolo andron' ny omalin' iny. [2.470]
Morphology 
6  Simple :
7  Prefixed :
Compound words 

Anagrams  9  ahalory, hilaroa, hiloara, ihalora, ilaharo, lahiroa, roalahy

Updated on 2020/07/31