Entry | 1 rombahina |
Root | 2 rombaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] alaina tampoka sy an-kery: Norombahiny ny vatomamy teny an-tanan-jandriny Tapahina (tenin' olona): Aza rombahina ny teny fa mbola tsy anao ny fitenenana |
Explanations in English |
5 [1.7] to be snatched away |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on saisit et enlève par force |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word rombahina |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |