Entry | 1 rombaka |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Fakana tampoka ny zavatra eny amin' ny hafa; fahamaimaizana hiteny ka mitsatsaingoka hilaza [1.1] |
Examples |
9 Ankehitriny ianareo Fariseo dia manadio ny vohon' ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatinareo kosa dia feno rombaka sy faharatsiana. [2.996] |
Compound words |
|
Anagrams | 11 kambaro, karambo, rombaka |
Updated on 2020/07/31 |