|
|
|
|

Entry1  ifandrombahana
Root  2  rombaka
Part of speech  3  relative verb
Examples  4  alika mierona mitofezaka no ifandrombahana an'ezakezaka! [1.232]
5  Ny raozy ifandrombahana no iriko kosa ho eo an-tanako fa efa ela no nanorokorohan'ialahy azy. [2.895]
6  Hatramin'izay, raha vao tsy manan-katao ny ankizy ao an-trano, dia ifandrombahana ny manao fanorona. [2.503]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2023/01/20