|
|
|
|

Entry1  ifandrombahana
Part of speech  2  relative verb
Examples  3  [1.232] alika mierona mitofezaka no ifandrombahana an'ezakezaka!
4  [2.895] Ny raozy ifandrombahana no iriko kosa ho eo an-tanako fa efa ela no nanorokorohan'ialahy azy.
5  [2.503] Hatramin'izay, raha vao tsy manan-katao ny ankizy ao an-trano, dia ifandrombahana ny manao fanorona.
Root  6  rombaka
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2024/12/11