|
|
|
|

Entry (1/2)1  romoromo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara: Farano daholo ireo romoromo amin' ity jiafotsy ity fa maharatsy bika azy
4  Fahasosotsosorana, tsy fifanarahana: Aleo sosoa ampian-tsetsetra, toy izay hena matavy ampian-dromoromo [1.1]
Examples  5  Ny romoromo ity ho afaka ihany fa ny ampamoaka misarim-pamotorana no tsy ho tanty! [2.944#]
Derivatives 
6  Passive verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word romoromo

Entry (2/2)12  romoromo
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  tsiny, alahelo tsy levona ao am-po: Sindrane ravim-borondra arahin-tsetsetre tahake gisa be arahin-dromoromo (aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra toy izay henangisa arahin-tsiny) [Tanala] [1.78]
Compound words 

Updated on 2022/01/27