Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : romoromo | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aleo anana Aleo sosoa Aleo sosoa | ||||||||||||||||||||
French translation | Mieux vaut le sosoa accompagné de soupirs compatissants que la viande grasse donnée avec mauvaise humeur. [2.974 #65] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Aza mandrava trano mafy, ka mitady izay romoromony hataina. [2.165 #694]
Aza mandrava trano mafy ka mitady ny romoromony hataina. [2.558 #671] Mandrava trano mafy, ka mitady izay romoromony hataina. [2.415] Mandrava trano mafy, ka mitady izay sombintsombiny hataina. [2.415] Mandrava trano mafy : mitady izay romoromony hataina. [2.558 #2075] Mandrava trano mafy: mitady izay Mandrava trano mafy: mitady izay sombintsombiny hataina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Gens qui renversent une maison solide et en cherchent les morceaux pour servir de bois à brûler. [2.415 #2389]
Ne détruisez pas une maison solide pour avoir quelque chose à brûler. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des gens qui dissipaient l'héritage des ancêtres, et de ceux qui abandonnaient une bonne affaire pour se lancer dans de mauvaises. [2.415 #2389] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Didian’ ny antsy no misy romoromo, fa ny didian’ ny vava tsy mba misy romoromo. [2.653 #840]
Didian' ny antsy no misy romoromo, fa ny didian' ny vava tsy misy romoromo. [2.558 #985] Ny didian' ny antsy mbola misy romborombo, fa ny didian' ny lela tsy mba misy romborombo. [2.415 #3285] Ny didian' ny antsy mbola misy romoromo, fa ny didian' ny lela tsy mba misy romoromo. [2.415 #3285] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ce que le couteau a coupé offre toujours quelques aspérités mais ce que la langue tranche et coupe n'en offre pas. [2.415 #3285] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Une chose dont on convient est arrêtée et conclue. [2.415 #3285] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Ny fihavanana ohatra ny jiafotsy: raha vao, Ny fihavanana ohatra ny jiafotsy : vaovao tsy ialan-kasokasoka, raha tonta tsy ialan-dromoromo. [2.558] Tahaka ny jiafotsy: vao, tsy Tahaky ny jiafotsy : vao tsy ilaozan-kasokasoka ; rovitra tsy ilaozan-dromoromo. [2.415 #2463] | ||||||||||||||||||||
French translation | Comme le tissu de raphia : neuf il fait un bruit de frottement, usé il a encore des aspérités. [2.415 #2463]
Comme un tissu en raphia: quand il est neuf, il produit toujours un bruit de frôlement; et quand il est usé, il y a toujours des aspérités. [2.165] L' amitié est comme un tissu de raphia: quand il est neuf il fait du bruit (à cause de sa raideur), et quand il est usé il y a des aspérités. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce tissu est très grossier et raide comme de la toile empesée. [2.165]
Se disait du caractère. [2.415 #2463] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Ny matavy no tsy arahin-dromoromo, ary ny mahia no tsy | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||