|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandrava
Root  2  rava
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manimba, mandevona, manongotra: Nandrava ny tanànan' i Toamasina ilay rivo-doza tamin' ny 3 marsa 1927
hevitra an' ohatra: Ny ahiahy mazàna mandrava fihavanana
Mamaha, manasaratsaraka: Mandrava fiarakodia
Mandefa, manaparitaka, mampihahaka: Ny orana no nandrava ny mpivory.
Explanations in English  5  [1.7] to ruin, to destroy; to tear down; to dismiss a meeting
Explanations in French  6  [1.8] ruiner, démolir; lever une séance, une réunion
Examples  7  Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. [2.5#]
8  Ary rahefa vita ny vaky volo dia mandrava trano izay atao lapa hamorana. [2.48]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mandrava

Entry (2/2)18  mandravà
Root  19  rava
Part of speech  20  imperative of active verb mandrava [Full list]
Explanations in Malagasy  21  [1.1]

Anagrams  22  andravam, mandravà, mandrava

Updated on 2023/09/08