Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mandrava | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza mandrava efa hoatry ny voalavo. [2.415 #2350]
Mandrava efa ohatra ny voalavo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Ilazanaireo olona manimbanimba ny zavatra tsara, manakorontana ny efa milamina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne soyez pas comme les rats qui déchirent et qui dégradent tout. [2.415 #2350] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des dissipateurs gaspillant tout. [2.415 #2350] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Aza mandrava trano mafy, ka mitady izay romoromony hataina. [2.165 #694]
Aza mandrava trano mafy ka mitady ny romoromony hataina. [2.558 #671] Mandrava trano mafy, ka mitady izay romoromony hataina. [2.415] Mandrava trano mafy, ka mitady izay sombintsombiny hataina. [2.415] Mandrava trano mafy : mitady izay romoromony hataina. [2.558 #2075] Mandrava trano mafy: mitady izay Mandrava trano mafy: mitady izay sombintsombiny hataina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Gens qui renversent une maison solide et en cherchent les morceaux pour servir de bois à brûler. [2.415 #2389]
Ne détruisez pas une maison solide pour avoir quelque chose à brûler. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des gens qui dissipaient l'héritage des ancêtres, et de ceux qui abandonnaient une bonne affaire pour se lancer dans de mauvaises. [2.415 #2389] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Kotroka adalo ka any aoriana mandrava farihy. [2.558 #1664] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Mandrava laharana, mandrava sivana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Manakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Tranon-takatra : izay mandrava aloha no boka. [2.415 #116, 2.653 #3271]
Tranon-takatra, ka izay mandrava aloha no boka. [2.558 #282] Tranon-takatra, ka izay mandrava azy aloha no boka. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French translation | Le nid du "takatra" : celui qui commence à le détruire devient lépreux. [2.165]
Nid de takatra : celui qui le premier le démolit devient lépreux. C. [2.415 #116] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | C' était une croyance superstitieuse très enracinée. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Tsy mba mpanombika mandrava | ||||||||||||||||||||
French translation | La femme n' est pas comme un ramasseur de morceaux qui abîme la viande pour avoir des morceaux, mais au contraire elle aide son mari à se refaire quand il a subi une perte. [2.415 #1343] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||