|
|
|
|

Entry (1/2)1  sahabo
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza habe na isa, na refy, na halavirana, na lanjan-javatra, tsy tena marina fa eo ho eo fotsiny: Sahabo ho valo kilaometatra avy eto no misy ny tanànanay
Explanations in English  4  [1.7] about, approximately; cf. tokony; sahabo ho fito (about seven)
Explanations in French  5  [1.8] à peu près, environ ; sahabo ho fito (environ sept)
Examples  6  Foto-paiso ringidringitra no mijoro toa mpiambina sahabo ho indroa mandingana miala amin'ny lalana [2.470]
Derivatives 
7  Active verbs :
Analogs  8  tokony, tokotokony ho

Entry (2/2)9  sahabo
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] anton-dia, kabary

Anagrams  12  hasabo, saboha, sahabo

Updated on 2025/01/21