Entry | tokony | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Teny enti-milaza fa tsara, mety, ny hanaovana zavatra iray, na hahatongavan' ny zavatra iray (eo aorian' ny "tokony", dia tsy maintsy atao milaza ny ho avy ny matoanteny): Tokony hiala tsiny ianao fa namingavinga ny mpampianatra anao. / Tokony hovana ity lambam-baravarankely ity fa efa mandalambitsika. / Moa ve ho avy izy anio? Tokony [1.1] | |
Explanations in French | Juste, convenable [1.3] | |
Entry | tokony | |
Part of speech | adverb | |
Explanations in Malagasy | Ankeviny, eo ho eo: Tokony ho tamin' ny folo izy no tonga [1.1] | |
Explanations in French | Environ, à peu près, probablement [1.3] | |
Entry | tokony (toko) | |
Part of speech | noun toko and pronoun | |
Entry | tokony (tokona) | |
Part of speech | noun tokona and pronoun | |
Updated on 2020/07/31 |