Entry | 1 sahady |
Part of speech | 2 adverb |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 Enti-milaza fotoana tsy ela, fa haingana tsy tahaka ny nanampoizana azy: Vao volana septambra izao; nefa toa tonga sahady ity ny orana [1.1] |
Explanations in English |
6 already; cf. rahateo [1.7] |
Explanations in French |
7 déjà; cf. rahateo [1.8] |
Examples |
8 Ny fiainako ho avy sahady no toa diaviko, ka mankararirary ny aiko [2.470] 9 Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an'i Bola fofombadiko, hoy izy [2.471] 10 Sahala amin'ny tena efa hiady tokoa sahady ireo tovolahy nantsoina [2.472] |
Compound words |
|
Tables and plates |
12 All the adverbs |
Anagrams | 13 hasady, sahady |
Updated on 2022/05/02 |