Entry |
sakany
|
Part of speech | noun sakana and pronoun
|
Explanations in Malagasy | Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany Habe salasalany, antonintoniny [1.1]
|
Explanations in English | The width [1.7]
|
Explanations in French | Largeur [1.8]
|
Examples | Efa tonta ihany ilay varavarana ka takela-kazo sahabo ho iray zehy sakany sy roa halavany no azo nakisaka hijereny ny ati-trano.
[2.470]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|
Entry |
sakany
(sakana)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy Salasalany, atriatry: Sakan-karona. [1.1]
|
Vocabulary |
|
Entry |
sakany
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo]
Vantotr' ombivavy afa-miteraka [1.1]
|
Synonyms | ~ |
|