Entry |
salohy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tendrony ambony amin' ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan' ny voa mirindrarindra amin' ny taho: Mahafinaritra amin' ny fetin' ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany. [1.1]
|
Explanations in English | A head of rice; a cluster of grapes [1.7]
|
Explanations in French | épi, grappe [1.3]
|
| épis de riz; grappe de raisins [1.8]
|
| (toute l'île). Nom des inflorescences ramifiées : grappes, panicules, corymbes. On donne aussi le même nom aux infrutescences qui en dérivent. Exemples : salohim-bary : panicule du riz ; salohim-boaloboka : (de voaloboka) : grappe de raisin.
[1.196]
|
Examples |
1 | Ao ny siokan’ny salohy navesa-boa
[2.576]
|
2 | Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga
[2.472]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
|
Entry |
salohy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Lefona [1.1]
|
|
Entry |
Salohy
|
Elementary words | salohy |
Part of speech | name (book title)
|
Author | Ratsifandrihamanana Clarisse |
Publishings |
|
Tables and plates | All the titles
|
|