Entry | 1 sambihafa |
Root | 2 samby |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 samihafa [Tambahoaka]
[1.78] 5 hafa [Bezanozano] [1.78] 6 samihafa, tsy mitovy: Seheña miarak'amimboae mifanahatre fa sambihafa ( sitry miaraka am-boay mitovitovy fa samihafa tsy iray karazana ) [Tanala] [1.78] |
Anagrams | 7 faham-basy, sambihafa |
Updated on 2023/01/22 |