|
|
|
|

Entry (1/2)1  samoina
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.3#570] murmure
Examples  4  Tiany ny fimonomonon' ny samoina mitety ny ravinkazo mitsimoka. [2.529#]
5  Hendry anaty toy ny samoina, fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.69#]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
Proverbs  10  Proverbs containing the word samoina

Entry (2/2)11  samoina
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Bibikely miofo ho lolo avy amin' ny bibintsaonjo na bibimbomanga na olimpanjehy; manana fantsona lava mety mihorongorona eo ambony vavany ny samoina, izay fitsentsefany ny rano mamy ao anatin' ny voninkazo (tsahivina fa ny samoin' ny bibindandy dia atao hoe soherina no anarany
Explanations in English  14  [1.7] the moth of the silkworm
Explanations in French  15  [1.8] papillon du ver à soie
Vocabulary  16  Zoology: invertebrates

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21