|
|
|
|

Entry (1/3)1  saramba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1#864] [Taimoro] tovovavy
4  [1.13] tovovavy, vaton-jazavavy
Explanations in French  5  [1.13] jeune fille
Examples  6  Eo daholo ny lehibe na ny manafo na ny saramba. [2.436#]

Entry (2/3)7  saramba
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Ny ankamaroan' ny olona, ny be sy ny maro (matetika no ampiarahina amin' ny hoe "be" izy amin' ity hevitra ity: sarambabe): Tsy olom-bitsy fa ny sarambaben' ny olona mihitsy no mihevitra toa ahy ny amin' io
Explanations in French  10  [1.3#579] foule, multitude, réunion
grand espace
Compound words 

Entry (3/3)14  saramba
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  [1.196] (au sens général : foule, multitude, réunion nombreuse ; mais ce nom vient peut être de sara et amba : de qualité inférieure, moins recherché). Potamogeton javanicus Hassk. (Potamogetonaceae). Nom malgache et identité d'après Descheemaeker (1975). On l'applique en grandes compresses aux enfants qui font de la fièvre. Voir aussi somotrahahaza, volonkotona. [Betsileo]
Vocabulary  17  Botany
Scientific name 

Anagrams  19  rambasa, saramba

Updated on 2025/02/02