Entry | 1 tovovavy |
Elementary words | 2 tovo, vavy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vehivavy tsy mbola manambady, nefa ny heviny andavanandro dia vehivavy mbola tanora fotsiny, na mbola tsy manambady na efa manambady: Amin' izay ny tovovavy rehetra mitady zaza dia efa mivory manodidina ny sahafa miandry baiko mba hifarombaka izay ho azony. (Ala volon-jaza) |
Explanations in English |
5 [1.7] an unmarried young woman |
Explanations in French |
6 [1.8] jeune femme célibataire |
Examples |
7 Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. [2.5] |
Titles | 8 Rasoa Sabine tovovavy moderna : Roman satirique (Andrianjafy Michel) |
Updated on 2024/12/07 |