Entry | 1 sareraka |
Root | 2 reraka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra mibarera ary mitaritarika, toy ny elatry ny vorona anan' ny hafanana, na ny lamba tafina miroraka fa tsy misampina tsara. |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |