Entry | 1 sarindokotra |
Elementary words | 2 sary, dokotra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Safiotra avy amin' ny fikambanan' ny ganagana sy ny dokotra; ilazana ny zanaky ny dokotra sy ny ganagana; anambarana koa ny zanaky ny olona roa samy hafa firenena (safiotra) Vorona zanaky ny dokotra sy ny ganagana; vaventy ary tsara hena ny sarindokotra |
Explanations in French |
5 [1.54] canard provenant du canard ordinaire et du canard musqué |
Examples |
6 ary hoy ny sasany : sarindokotra; [2.59#] |
Vocabulary |
7 Zoology: birds 8 Economy: breeding, farming |
Analogs | 9 kirivorona |
Updated on 2023/06/07 |