|
|
|
|

Entry1  sarintany
Elementary words  2  sary, tany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny sarin' ny tany natao amin' ny tsipika manaradrefy
Explanations in French  5  [1.13] carte
Examples  6  Niezahana mafy koa ny nanamboarana sarintany ahazoana mametraka mazava ny toerana malaza voatonona ao amin' ny boky. [2.508#]
7  Raha mijery ny sarintany fehizay ianao, dia hahita fa ao anelanelan' i Mahazony sy Ankitsika, dia tsy misy afa-tsy ala mikirondro; [2.357#]
Vocabulary  8  Geography: (in general)
Compound words 
Illustrations 
18 

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/21