Entry | 1 saronana |
Root | 2 sarona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Asiana sarona na rakotra: Sarony ny vary sao mangatsiaka 5 Asiana lamba na zavatra hafa mba hanakonana azy: Mbola saronana aloha ny mpanao fampitaha vao aseho ho hitan' ny be sy ny maro 6 Tsy avela hiseho, afenina: Aza saronana ny tsara ataon' ny olona 7 Hodidinina: Nosaronan' ny miaramila ny fahavalo ka tratra [1.1] |
Explanations in English |
8 to be covered [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on couvre [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word saronana |
Anagrams | 15 nasarona, nosarana, saronana |
Updated on 2023/01/20 |