|
|
|
|

Entry1  sarotsarotiny
Root  2  sarotsarotra
Part of speech  3  noun and pronoun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] kizitina sy sarotra ifampiraharahana
Analogs  5  kitoina, kitokitoina, ketoketoina, mihalontralona, sarotra iarahana, sarotra entina, be laonina, be angeso, be pitsony, be an-tsipiriany, zanakalo, mararin-javatra, mitsongo teny maharary, tia vezovezo, tia gedrogedro, saro-tiana toa landy mohaka, malailay fonosana toa fary
Proverbs  6  Proverbs containing the word sarotsarotiny

Anagrams  7  isotrasotrany, sarotsarotiny, tsiarotsiaron

Updated on 2025/01/21