|
|
|
|

Entry1  savihina
Root  2  savika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Tolomina mba hidaraboka; (omby) raisina amin' ny tandrony na ny vozony dia adaraboka: Nosavihin' Ibemena ilay omby kely ka nidaraboka
5  Sarangotina, amikirana: Raha tsy nisy haro nosavihiko teo amoron-tevana dia nikodia tany aho
6  Alaina tsy an-drariny: Nosavihinao ny fananan' i dadatoa [1.1]
Explanations in French  7  Qu’on saisit fortement avec les bras, à quoi on s’accroche
8  Figuré: ( droits ) qu’on s’arroge, qu’on attaque en se basant sur des droits qu’on n’a pas, qu’on prend injustement [1.3#591]
Examples  9  nosavihiny ny fananako rehetra (Il m’a pris injustement tous mes biens) [1.3#591]
10  nosavihiny aho, nefa afaka nandositra (Il me saisit fortemont avec les bras, mais j’ai pu m’échapper) [1.3#591]
11  savihin'ny tsaramaso ilay katsaka (Ce maïs est entortillé, enveloppé par les haricots) [1.196]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Proverbs  16  Proverbs containing the word savihina

Anagrams  17  hasaviny, hasivany, hisavany, hisivana, isavihan, nisaviha, savihina

Updated on 2023/01/20