Index |
|
|
|
Proverbs : savihina
|
|
|
Proverb 1 | Malaza ho katsaka ka savihin' ny tsaramaso. [1.1]
|
Malagasy interpretation | Miseho ho matanjaka na ambony, nefa resin' ny osa na kely noho izy. [1.1]
|
|
|
Proverb 2 | Tondroko iray no maharary, ka ny tenako be no savihiny. [2.558 #4180]
Tondroko iray no marary, ka ny tenako be no savihiny. [2.653 #3126, 2.415]
|
French translation | Un seul de mes doigts est malade et tout mon corps en est saisi. [2.415 #2826]
|
French interpretation | Se disait de la solidarité. [2.415 #2826]
|
|
|
Index |
|
|