Entry (1/2) | 1 maharary |
Root | 2 rary |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahatonga fanaintainana: Maharary izany totohondrin-dRangahy iny izany ~ Maharary ny teninao Tisaroana manaintaina: Maharary ahy ny tongotro ka tsy afaka ho any aho |
Explanations in French |
5 [1.3] qui cause de la douleur, qui attriste, qui fait mal, comme de tirer les oreilles |
Analogs | 6 manaikitra, manaintaina, mitsakotsako, manintasinta, manombotrombotra, mangirifiry, mangorintsina mamolivoly, miketriketrika, mangotsokotsoka |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word maharary |
Entry (2/2) | 12 maharary |
Root | 13 rary |
Part of speech | 14 adjective |
Explanations in French |
15 [1.3] qui peut tresser, arranger |
Anagrams | 16 iraraham, maharary, maharira, miraraha |
Updated on 2023/08/11 |