Entry | 1 manao anaty fo maharary |
Elementary words | 2 manao, anaty, fo, maharary |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny zanaka no ao anaty fo ka tiana, koa raha misy miady dia ny an' ny tena ihany no ombana |
Updated on 2023/04/16 |