|
|
|
|

Entry (1/2)1  maharary
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mahatonga fanaintainana: Maharary izany totohondrin-dRangahy iny izany ~ Maharary ny teninao
Tisaroana manaintaina: Maharary ahy ny tongotro ka tsy afaka ho any aho
Explanations in French  4  [1.3] qui cause de la douleur, qui attriste, qui fait mal, comme de tirer les oreilles
Root  5  rary
Analogs  6  manaikitra, manaintaina, mitsakotsako, manintasinta, manombotrombotra, mangirifiry, mangorintsina mamolivoly, miketriketrika, mangotsokotsoka
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word maharary

Entry (2/2)12  maharary
Part of speech  13  adjective
Explanations in French  14  [1.3] qui peut tresser, arranger
Root  15  rary

Anagrams  16  iraraham, maharary, maharira, miraraha

Updated on 2025/01/21