|
|
|
|

Entry1  sedraina
Root  2  sedra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Andramana: Efa nosedrainao ve io fiara kasainao hovidina io?
Tsapaina mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara azy: Sedraina ny volamena sao tsy izy fa sandoka
Explanations in English  5  [1.7] to be tried or tested
Explanations in French  6  [1.8] qu'on met à l'épreuve
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21