Entry |
sedra
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Andrana, fitsapana zavatra mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara na maha-sarobidy azy. [1.1]
|
Explanations in English | A trial Tried or tested [1.7]
|
Explanations in French | éprouvé [1.8]
|
| épreuve [1.13]
|
Examples | Vazaha roa lahy koa, mahery fo sy sahy sedra, no nalefa nitondra basy tany Ambodivoara.
[2.472]
|
Derivatives |
Hyponyms |
|
|
Entry |
Sedra
|
Elementary words | sedra |
Part of speech | name (book title)
|
Author | Andriamanantena Georges, 1993 |
Publishings | 1993.
|
Vocabulary |
Tables and plates | All the titles
|
|