Entry | 1 selarana |
Root | 2 selatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ampandalovana zavatra haingana dia haingana toy ny tselatra: Noselaran' ny namany baolina teo anoloany tsara ka saika fanina izy 5 Asiana ka haingana dia haingana no fandehan' ny famelezana: Noselarako tehamaina ilay zaza tsy valahara [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |