Entry | 1 selarana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ampandalovana zavatra haingana dia haingana toy ny tselatra: Noselaran' ny namany baolina teo anoloany tsara ka saika fanina izy Asiana ka haingana dia haingana no fandehan' ny famelezana: Noselarako tehamaina ilay zaza tsy valahara |
Root | 4 selatra |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |