Entry (1/2) | 1 sery |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka |
Explanations in English |
4 [1.7] a cold in the head |
Explanations in French |
5 [1.54] rhume 6 [1.8] rhume de cerveau |
Examples |
7 Mararin' ny sery aho, tompokolahy. [1.437#] 8 Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy. [2.4#] |
Vocabulary |
9 Health |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word sery |
Entry (2/2) | 14 sery |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Taisaka]
mpandihy |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |