|
|
|
|

Entry1  sesefana
Root  2  sesika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesefanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany / Sesefany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo
Asiana, lerana: Sesefo ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Other spellings  9  sesehana

Updated on 2024/12/12