Entry | 1 sesefana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesefanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany / Sesefany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo Asiana, lerana: Sesefo ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy |
Root | 4 sesika |
Morphology |
|
Other spellings | 9 sesehana |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |