Entry | 1 sinema |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [frantsay cinéma] Fakana sary zavatra na olona mihetsika amin' ny bandy atao hoe filma izay ampidirina amin' ny fitaovana manokana ka mamoaka indray ilay sary sy feo nalaina; sarimihetsika |
Examples |
4 [2.332#] Indraindray misy mahatsiaro hoe : Aiza ihany ilay sinema? 5 [2.356#] Nentiny nisakafo tany aminy tany ivelan' i Paris aho, nijery sinema, dia nentiny nody tamin' ny fiarakodiany. |
Anagrams | 6 manesy, simena, sinema |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |