Entry | 1 sinolatra |
Root | 2 solatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Voasolatra, solarana, voasafo: Nosinolatry ny bala, hono, ny sofiny |
Explanations in French |
5 [1.3#622] qu'on a entaillé, entamé, qu'une balle a effleuré |
Morphology |
|
Synonyms | 9 voasolatra |
Anagrams | 10 nalasitro, nasalotry, nasilatro, nasolatry, nisalotra, nisolatra, sinolatra |
Updated on 2023/01/20 |