Entry (1/3) | 1 solatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tany mandry soroka, misolampilampy Fikapana na fandidiana zavatra izay misy ilany kely miala |
Examples |
4 Sady tamin'izay dia nikodingidingy nidina ny solatra izy. [2.895#] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 10 solatra |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Tifitra |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 14 solatra |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 [1.196] (toute l'île, mais le tra final est souvent élidé). Cossettes, tubercules coupés en cossettes |
Vocabulary |
17 Botany |
Compound words |
|
Anagrams | 20 asalotr, asolatr, salotra, solatra |
Updated on 2023/10/02 |