Entry | 1 sinta |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fahatsiarovana maharary na torovana avy amin' ny hasasarana na fibatana zava-mavesatra [1.1] |
Explanations in English |
4 a pain in every part of the body arising from over-fatigue [1.2] |
Explanations in French |
5 douleur qu'on ressent par suite d'un effort, d'une fatigue [1.3] 6 douleur ressentie par suite d'une fatigue [1.54] |
Examples |
7 Ny sinta singiobe, izany no ozatra mifangozona amy ny olona. [2.48] |
Vocabulary |
8 Health |
Derivatives |
|
Anagrams | 12 antsi, antsy, natsi, sinta, tsain, tsyan |
Updated on 2020/07/31 |