Entry | 1 sisifana |
Root | 2 sisika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisifana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisifana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany Ampidirana kely: Nosisifako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto |
Morphology |
|
Synonyms | 9 sisihana |
Updated on 2024/12/11 |