|
|
|
|

Entry1  sisihana
Root  2  sisika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisihana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisihana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany
Ampidirana kely: Nosisihako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  sisifana
Proverbs  10  Proverbs containing the word sisihana

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21