Entry (1/3) | 1 sisina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Morona: Mipetraka eo an-tsisin-dalana ny mahantra 4 Ny faritra manodidina: Esory ny sisin' ity lamba ity [1.1] |
Explanations in English |
5 a border [Malay sisih, side, quarter] [1.2] 6 the edge, the border [1.7] |
Explanations in French |
7 le bord, la lisière, la frontière [1.3#611] 8 bord [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 14 sisiny |
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word sisina |
Entry (2/3) | 23 sisina |
Root | 24 sisy |
Part of speech | 25 passive verb |
Explanations in Malagasy |
26 Kikisana: Nosisin' ny totozy ny saonjo tao an-dakozia [1.1] |
Explanations in French |
27 qu'on enlève par petits morceaux: Nosisin' ny voalavo ity mofo ity (Ce pain a été rongé par les rats) [1.3] |
Morphology |
|
Proverbs | 32 Proverbs containing the word sisina |
Entry (3/3) | 33 sisina |
Root | 34 sisy |
Part of speech | 35 passive verb |
Explanations in Malagasy |
36 Ahitsy, atao mahitsy mitovy tantana: Tsy nosisiny tsara ilay hazofisaka ka nivaona [1.1] |
Explanations in English |
37 to be straightened [1.2] |
Explanations in French |
38 qu'on redresse [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 43 asisin, nasisi, nasisy, nisasy, sasiny, siansy, sinasy, sinisa, sisany, sisina |
Updated on 2023/05/19 |