|
|
|
|

Entry1  sisintany
Elementary words  2  sisina, tany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] faritra manasaraka fanjakana roa
Explanations in French  5  [1.3#611] les frontières d'un pays
6  [1.13] frontière
Examples  7  fa firifiry moa izay ny sambo ny manampahefana miandraikitra ny sisintany akory? [4.27]
8  Ary dia nohazavainy fa arakaraka ny hanalavirana ny sisintany no ahitana ny tendrombohitra lavitra any ampovoan-tany any. [2.471]
Derivatives 
9  Adverbs :

Updated on 2025/01/21