Entry | 1 solika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
menaka 4 [1.1] Menaka avy amin' ny tongotr' omby Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana Kolikoly enti-mamitaka |
Explanations in English |
5 [1.7] oil |
Explanations in French |
6 [1.8] huile |
Examples |
7 Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano. [2.470] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word solika |
Anagrams | 15 asolik, sakilo, siloka, solika |
Updated on 2020/07/31 |