Entry | 1 solitany |
Elementary words | 2 solika, tany |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ilo avy any anaty tany, izay manan-toetra manokana mety mirehitra ka ampiasaina anaovana jiro, fa indrindra akana lasantsy. (Ny solitany dia manana fofona azy manokana ary maivana kokoa noho ny rano ka mitsinkafona rafla miaraka aminy) [1.1] |
Explanations in English |
5 kerosene, paraffin oil [1.7] |
Explanations in French |
6 pétrole [1.8] |
Examples |
7 Tsy hita teo an-toerana ny sira, ny siramamy, ny savony, ny solitany, ny sigara, ny kahie, ny lamba. [2.472] |
Vocabulary |
8 Chemistry |
Anagrams | 9 atsilony, solitany, tsiloina |
Updated on 2023/12/01 |